Nomery 13:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ary niezaka nampangina ny vahoaka i Kaleba,+ mba hihainoan’izy ireo an’i Mosesy, ka hoy izy: “Andao isika hiakatra avy hatrany, fa tsy maintsy ho azontsika io tany io, satria haharesy azy tokoa isika.”+ Deoteronomia 1:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone.+ Izy no hahita izany, ary izy sy ny taranany no homeko ilay tany izay nodiaviny, satria nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo+ izy. Josoa 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia nitso-drano an’i Kaleba zanak’i Jefone i Josoa, ka nanome an’i Hebrona ho lovany.+ Josoa 21:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary nomena ho fananan’i Kaleba zanak’i Jefone ny faritra ambanivohitr’ilay tanàna mbamin’ny tanàna keliny.+
30 Ary niezaka nampangina ny vahoaka i Kaleba,+ mba hihainoan’izy ireo an’i Mosesy, ka hoy izy: “Andao isika hiakatra avy hatrany, fa tsy maintsy ho azontsika io tany io, satria haharesy azy tokoa isika.”+
36 afa-tsy i Kaleba zanak’i Jefone.+ Izy no hahita izany, ary izy sy ny taranany no homeko ilay tany izay nodiaviny, satria nanaraka an’i Jehovah tamin’ny fony manontolo+ izy.
12 Ary nomena ho fananan’i Kaleba zanak’i Jefone ny faritra ambanivohitr’ilay tanàna mbamin’ny tanàna keliny.+