20 Tezitra tamin’ny mponin’i Tyro sy Sidona i Heroda. Koa nifanara-kevitra ho any aminy ireo, ka nitady fihavanana taminy, rehefa avy nandresy lahatra an’i Blasto, izay niandraikitra ny efitra fatorian’ny mpanjaka. Ny firenen’ny mpanjaka mantsy no namatsy hanina+ ny firenen’izy ireo.