Genesisy 33:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Farany, dia tonga soa aman-tsara teo akaikin’ny tanànan’i Sekema+ tany Kanana+ i Jakoba, rehefa avy tany Padana-arama.+ Ary nanangana ny tobiny tandrifin’ilay tanàna izy. Mpitsara 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia nivondrona ny mponina rehetra tao Sekema sy ny olona rehetra tao amin’ny tranon’i Milo,+ ka nampanjaka+ an’i Abimeleka, teo akaikin’ny hazobe+ iray, teo akaikin’ilay tsangambato tao Sekema.+ Mpitsara 9:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Ary notafihin’i Abimeleka ilay tanàna nandritra iny andro iny ka nobaboiny. Dia novonoiny ny olona tao.+ Avy eo, dia noravany ilay tanàna+ sady nofafazany sira.+ 1 Mpanjaka 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nankany Sekema+ i Rehoboama,+ satria tany no nalehan’ny Israely rehetra mba hanao azy ho mpanjaka.
18 Farany, dia tonga soa aman-tsara teo akaikin’ny tanànan’i Sekema+ tany Kanana+ i Jakoba, rehefa avy tany Padana-arama.+ Ary nanangana ny tobiny tandrifin’ilay tanàna izy.
6 Dia nivondrona ny mponina rehetra tao Sekema sy ny olona rehetra tao amin’ny tranon’i Milo,+ ka nampanjaka+ an’i Abimeleka, teo akaikin’ny hazobe+ iray, teo akaikin’ilay tsangambato tao Sekema.+
45 Ary notafihin’i Abimeleka ilay tanàna nandritra iny andro iny ka nobaboiny. Dia novonoiny ny olona tao.+ Avy eo, dia noravany ilay tanàna+ sady nofafazany sira.+
12 Nankany Sekema+ i Rehoboama,+ satria tany no nalehan’ny Israely rehetra mba hanao azy ho mpanjaka.