21 Tamin’izay koa i Josoa no nandeha nandringana ny Anakita+ teny amin’ny faritra be tendrombohitra sy tany Hebrona sy Debira sy Anaba,+ ary teny amin’ny faritra be tendrombohitra rehetra tany Joda sy tany Israely.+ Naringan’i Josoa tanteraka+ ireny mbamin’ny tanànany.