FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 14:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary tamin’ny fiambenana maraina, dia nojeren’i Jehovah avy tao amin’ilay andry afo sady andry rahona+ ny tobin’ny Ejipsianina, ka nataony nifanaritaka.+

  • Josoa 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia nataon’i Jehovah nifanaritaka teo anoloan’ny Israely izy ireo.+ Koa namono azy ireo ny Israely ka nahafaty be dia be tao Gibeona.+ Ary nenjehin’ny Israely tany amin’ny lalana mankany amin’ny fiakarana ao Beti-horona izy ireo, ka naripany hatrany Azeka+ sy Makeda.+

  • 2 Mpanjaka 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Efa nataon’i Jehovah nandre feon’ny+ kalesin’ady sy feon-tsoavaly ary feon’ny tafika lehibe+ mantsy ny olona tao an-tobin’ny Syrianina, ka nifampiresaka hoe: “Nokaramain’ny mpanjakan’ny Israely hamely antsika ireo mpanjakan’ny Hetita+ sy ireo mpanjakan’i Ejipta!”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara