FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Raha tsy mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao kosa ianao, ka tsy mitandrina tsara ny didiny rehetra sy ny lalàny izay andidiako anao anio, dia ho tonga aminao ireto ozona rehetra ireto, ka hahatratra anao:+

  • Mpitsara 2:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary rehefa maty ilay mpitsara, dia niverina tamin’ny ratsy fanaony izy ireo ary nanao mihoatra noho ny razany aza, ka lasa nanaraka andriamani-kafa mba hanompo azy sy hiankohoka eo anatrehany.+ Tsy niala tamin’ny fanaony sy ny di-dohany izy ireo.+

  • Nehemia 9:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 “Raha vao nilamindamina anefa ny fiainany, dia nanao izay ratsy teo anatrehanao indray izy+ ka nafoinao teo an-tanan’ireo fahavalo nanosihosy azy.+ Dia niverina taminao izy ireo ary niantso vonjy taminao.+ Nandre azy avy tany an-danitra ianao,+ ka nanafaka azy satria be famindram-po. Ary imbetsaka ianao no nanao izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara