FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary hatolotr’i Jehovah Andriamanitrao eo an-tananao tokoa ireny ka horesenao.+ Tsy maintsy haringanao tanteraka+ ireny. Aza manao fifanekena aminy na mamindra fo aminy.+

  • Josoa 10:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Tao anatin’ny fe-potoana iray ihany+ no namaboan’i Josoa an’ireny mpanjaka rehetra ireny sy ny taniny, satria i Jehovah Andriamanitry ny Israely no niady ho an’ny Israely.+

  • Nehemia 9:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Koa niditra teto amin’ity tany ity ny taranak’izy ireo+ ary naka izany ho fananany.+ Nataonao resy+ teo anatrehan’izy ireo ny Kananita+ nonina tao, ary natolotrao teo an-tanany ny mpanjakany+ sy ny mponin’ilay tany,*+ ka nataon’izy ireo araka izay nitiavany azy.+

  • Salamo 44:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+

      Fa izy ireo kosa no nampitoerinao* hisolo an’ireny.+

      Nomontsamontsaninao ny firenena samy hafa ka noroahinao.+

  • Salamo 78:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Noho ny amin’izy ireo no nandroahany tsikelikely an’ireo firenena.+

      Nizara lova ho azy ireo izy, ka nampiasa tady fandrefesana.+

      Koa nampitoetra ny fokon’ny Israely tao an-tranony avy izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara