Josoa 24:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia nalefako hialoha anareo ny fahakiviana, ka izany no nandroaka azy ireo tsikelikely tsy ho eo anatrehanareo,+ toy izay nanjo ny mpanjaka roan’ny Amorita. Tsy ny sabatrareo na ny tsipìkanareo anefa no nahatonga izany.+ Nehemia 9:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Koa niditra teto amin’ity tany ity ny taranak’izy ireo+ ary naka izany ho fananany.+ Nataonao resy+ teo anatrehan’izy ireo ny Kananita+ nonina tao, ary natolotrao teo an-tanany ny mpanjakany+ sy ny mponin’ilay tany,*+ ka nataon’izy ireo araka izay nitiavany azy.+ Salamo 44:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+Fa izy ireo kosa no nampitoerinao* hisolo an’ireny.+Nomontsamontsaninao ny firenena samy hafa ka noroahinao.+ Salamo 105:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Nomeny azy ireo tsikelikely ny tanin’ireo firenena,+Ka nalain’izy ireo ho fananany izay nisasaran’ny firenena samy hafa,+ Salamo 136:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Sy namono mpanjaka+ malaza:Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+ Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026) Hiala Hiditra Malagasy Hizara Firafitra © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania Firafitry ny Fifanekena Hiditra Hizara Alefa Email
12 Dia nalefako hialoha anareo ny fahakiviana, ka izany no nandroaka azy ireo tsikelikely tsy ho eo anatrehanareo,+ toy izay nanjo ny mpanjaka roan’ny Amorita. Tsy ny sabatrareo na ny tsipìkanareo anefa no nahatonga izany.+
24 Koa niditra teto amin’ity tany ity ny taranak’izy ireo+ ary naka izany ho fananany.+ Nataonao resy+ teo anatrehan’izy ireo ny Kananita+ nonina tao, ary natolotrao teo an-tanany ny mpanjakany+ sy ny mponin’ilay tany,*+ ka nataon’izy ireo araka izay nitiavany azy.+
2 Noroahinao tamin’ny tananao ireo firenena,+Fa izy ireo kosa no nampitoerinao* hisolo an’ireny.+Nomontsamontsaninao ny firenena samy hafa ka noroahinao.+
44 Nomeny azy ireo tsikelikely ny tanin’ireo firenena,+Ka nalain’izy ireo ho fananany izay nisasaran’ny firenena samy hafa,+ Salamo 136:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Sy namono mpanjaka+ malaza:Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+