Deoteronomia 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Rehefa hoentin’i Jehovah Andriamanitrao any amin’ilay tany, izay efa nianianany tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba razanao homena anao+ ianao, ka hahazo tanàna lehibe sady tsara tarehy izay tsy naorinao,+ Josoa 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Koa nalain’i Josoa ilay tany manontolo, araka izay rehetra nampanantenain’i Jehovah an’i Mosesy.+ Ary nomen’i Josoa ho lovan’ny Israely izany, araka ny anjaran’izy ireo avy, araka ny fokony avy.+ Dia nandry feizay ny tany fa tsy nisy ady.+ Josoa 21:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Koa nomen’i Jehovah ny Israely ilay tany manontolo izay efa nianianany homena ny razan’izy ireo.+ Dia nalain’izy ireo ho fananany izany+ ka nonenany. Nehemia 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Ary nanome azy fanjakana+ sy firenena ianao, ka notsinjarainao ireny.+ Koa nalainy ny tanin’i Sihona,+ izany hoe ny tanin’ny mpanjakan’i Hesbona,+ ary koa ny tanin’i Oga+ mpanjakan’i Basana.+ Salamo 78:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Noho ny amin’izy ireo no nandroahany tsikelikely an’ireo firenena.+Nizara lova ho azy ireo izy, ka nampiasa tady fandrefesana.+Koa nampitoetra ny fokon’ny Israely tao an-tranony avy izy.+ Salamo 135:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nomeny ho lova ny tanin’ireo,+Eny, ho lovan’ny Israely olony.+ Asan’ny Apostoly 7:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Ary nolovan’ny razantsika ilay tranolay, ka nampidiriny tao amin’ny tanin’ireo firenena+ noroahin’Andriamanitra teo anoloan’ny razantsika.+ Nampiditra azy io tany izy ireo, niaraka tamin’i Josoa,+ ka tao foana ilay izy mandra-pahatongan’ny andron’i Davida. Asan’ny Apostoly 13:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary nizara ny tany Kanana tamin’ny alalan’ny antsapaka izy, rehefa avy nandringana firenena fito tao amin’io tany io.+
10 “Rehefa hoentin’i Jehovah Andriamanitrao any amin’ilay tany, izay efa nianianany tamin’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba razanao homena anao+ ianao, ka hahazo tanàna lehibe sady tsara tarehy izay tsy naorinao,+
23 Koa nalain’i Josoa ilay tany manontolo, araka izay rehetra nampanantenain’i Jehovah an’i Mosesy.+ Ary nomen’i Josoa ho lovan’ny Israely izany, araka ny anjaran’izy ireo avy, araka ny fokony avy.+ Dia nandry feizay ny tany fa tsy nisy ady.+
43 Koa nomen’i Jehovah ny Israely ilay tany manontolo izay efa nianianany homena ny razan’izy ireo.+ Dia nalain’izy ireo ho fananany izany+ ka nonenany.
22 “Ary nanome azy fanjakana+ sy firenena ianao, ka notsinjarainao ireny.+ Koa nalainy ny tanin’i Sihona,+ izany hoe ny tanin’ny mpanjakan’i Hesbona,+ ary koa ny tanin’i Oga+ mpanjakan’i Basana.+
55 Noho ny amin’izy ireo no nandroahany tsikelikely an’ireo firenena.+Nizara lova ho azy ireo izy, ka nampiasa tady fandrefesana.+Koa nampitoetra ny fokon’ny Israely tao an-tranony avy izy.+
45 Ary nolovan’ny razantsika ilay tranolay, ka nampidiriny tao amin’ny tanin’ireo firenena+ noroahin’Andriamanitra teo anoloan’ny razantsika.+ Nampiditra azy io tany izy ireo, niaraka tamin’i Josoa,+ ka tao foana ilay izy mandra-pahatongan’ny andron’i Davida.
19 Ary nizara ny tany Kanana tamin’ny alalan’ny antsapaka izy, rehefa avy nandringana firenena fito tao amin’io tany io.+