FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 21:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Fa raha misy maty kosa vokatr’izany, dia tsy maintsy manome aina* ho solon’ny aina ianao,+

  • Levitikosy 24:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Raha misy mampitondra takaitra ny namany, dia ho araka izay nataony tamin’ilay namany no hatao aminy koa:+

  • Deoteronomia 19:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Aoka tsy hiantra azy ny masonao,+ fa aina ho solon’ny aina, maso ho solon’ny maso, nify ho solon’ny nify, tanana ho solon’ny tanana, ary tongotra ho solon’ny tongotra.+

  • 1 Samoela 15:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Hoy anefa i Samoela: “Nataon’ny sabatrao+ fongana ny zanaky ny vehivavy, koa mba hatao fongana toy izany koa ny zanaky ny reninao,+ ka amin’ny vehivavy rehetra dia izy no ho fongana anaka indrindra.”+ Dia notetitetehin’i Samoela teo anatrehan’i Jehovah tao Gilgala i Agaga.+

  • Romanina 2:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hamaly ny tsirairay araka izay nataony avy izy:+

  • Galatianina 6:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Aza manaiky ho voafitaka ianareo:+ Andriamanitra tsy azo vazivazina,+ fa izay afafin’ny olona ihany no hojinjainy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara