FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 17:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia hoy i Josoa tamin’izy ireo: “Raha maro an’isa àry ianareo, dia mandehana kapao ny ala ao amin’ny tanin’ny Perizita+ sy ny Refaima+ mba hahazoanareo tany hipetrahanareo, fa kely loatra ho anareo ilay faritra be tendrombohitr’i+ Efraima.”

  • Mpitsara 19:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tamin’izany andro izany, dia tsy nisy mpanjaka teo amin’ny Israely.+ Ary nisy Levita anankiray nonina kelikely tany amin’ny toerana nitokana indrindra tamin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima.+ Naka vehivavy iray avy any Betlehema+ any Joda izy, ho vadikeliny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara