Deoteronomia 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Fa ianareo izay nifikitra+ tamin’i Jehovah Andriamanitrareo kosa mbola velona daholo ankehitriny. Deoteronomia 10:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ izy no hotompoinao,+ izy no hifikiranao,+ ary amin’ny anarany no hianiananao.+ Rota 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hamaly soa ny nataonao anie i Jehovah,+ ary hahazo valisoa+ tonga lafatra avy amin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely anie ianao! Teo ambany elany mantsy ianao no tonga nitady fialofana.”+ 1 Mpanjaka 8:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 “Raha misy koa vahiny,+ izay tsy anisan’ny Israely olonao, nefa tonga avy any an-tany lavitra noho ny amin’ny anaranao,+
20 “I Jehovah Andriamanitrao no tokony hatahoranao,+ izy no hotompoinao,+ izy no hifikiranao,+ ary amin’ny anarany no hianiananao.+
12 Hamaly soa ny nataonao anie i Jehovah,+ ary hahazo valisoa+ tonga lafatra avy amin’i Jehovah Andriamanitry ny Israely anie ianao! Teo ambany elany mantsy ianao no tonga nitady fialofana.”+
41 “Raha misy koa vahiny,+ izay tsy anisan’ny Israely olonao, nefa tonga avy any an-tany lavitra noho ny amin’ny anaranao,+