FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 2:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 dia natsindron’izy ireo tao anaty vilany ilay fitrebika. Natsindrony tao anaty vilany fandrahoan-kena izany, na tao anaty vilany misy tahony roa na tao anaty vilanibe na vilany misy tahony, ka izay azon’ny fitrebika dia nalain’ny mpisorona ho azy. Izany no nataon’izy ireo tao Silo, tamin’ny Israelita rehetra tonga tany.+

  • 1 Samoela 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary lehibe indrindra teo anatrehan’i Jehovah ny fahotan’ireo mpanompo ireo,+ satria nanao tsinontsinona ny fanatitra ho an’i Jehovah+ ireo lehilahy ireo.

  • 1 Timoty 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ary anaro+ eo imason’ny rehetra ny olona zatra manota,+ mba hatahotra koa ny sisa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara