Rota 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa niondrika i Rota ka niankohoka tamin’ny tany,+ ary niteny taminy hoe: “Ahoana no mba nahazoako sitraka teo imasonao, ka niahinao ahy, nefa aho hafa firenena?”+
10 Koa niondrika i Rota ka niankohoka tamin’ny tany,+ ary niteny taminy hoe: “Ahoana no mba nahazoako sitraka teo imasonao, ka niahinao ahy, nefa aho hafa firenena?”+