Salamo 56:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Rehefa matahotra aho, dia mitoky aminao.+ Ohabolana 29:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fandrika ny tahotra olona,+ fa izay matoky an’i Jehovah no ho voaro.+ Matio 10:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ary aza matahotra+ an’izay mamono mahafaty anareo, nefa tsy mahafoana ny fiainanareo* ho avy, fa aleo matahotra an’ilay+ mahavita mandringana anareo ao amin’ny Gehena.*+
28 Ary aza matahotra+ an’izay mamono mahafaty anareo, nefa tsy mahafoana ny fiainanareo* ho avy, fa aleo matahotra an’ilay+ mahavita mandringana anareo ao amin’ny Gehena.*+