FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 21:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary nandatsaka izany teny izany tao am-pony i Davida, ka raiki-tahotra mafy+ noho ny amin’i Akisy mpanjakan’i Gata.

  • Salamo 18:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 I Jehovah no harambatoko sy fiarovana mafy ho ahy ary Mpanafaka ahy.+

      Andriamanitro no vatolampiko. Hialoka aminy aho,+

      Fa izy no ampingako sy tandroka famonjena ahy, tendrombohitra fandosirako.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara