Salamo 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ianao anefa no ampingako, Jehovah ô,+Ianao no voninahitro,+ ary Ianao no mampitraka ny lohako.+ Salamo 37:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Hanampy sy hanafaka azy ireo i Jehovah.+Hanafaka azy tsy ho azon’ny ratsy fanahy izy ka hamonjy azy,+Satria nialoka taminy ireo.+ Salamo 40:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa ory sy mahantra aho.+Mihevitra ahy i Jehovah.+Ianao no Mpanampy sy Mpanafaka ahy.+Aza ela loatra, Andriamanitro ô!+ Salamo 70:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa ory sy mahantra aho.+Vonjeo haingana aho, Andriamanitra ô!+Ianao no Mpanampy sy Mpanafaka ahy.+Aza ela loatra, Jehovah ô!+ Salamo 144:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ilay maneho hatsaram-panahy amiko sy fiarovana mafy+ ho ahy,Tendrombohitra fandosirako sy Mpanafaka ahy,+Ampingako+ sy Fialofako,+Ilay manao izay haneken’ny vahoaka ahy!+
40 Hanampy sy hanafaka azy ireo i Jehovah.+Hanafaka azy tsy ho azon’ny ratsy fanahy izy ka hamonjy azy,+Satria nialoka taminy ireo.+
17 Fa ory sy mahantra aho.+Mihevitra ahy i Jehovah.+Ianao no Mpanampy sy Mpanafaka ahy.+Aza ela loatra, Andriamanitro ô!+
5 Fa ory sy mahantra aho.+Vonjeo haingana aho, Andriamanitra ô!+Ianao no Mpanampy sy Mpanafaka ahy.+Aza ela loatra, Jehovah ô!+
2 Ilay maneho hatsaram-panahy amiko sy fiarovana mafy+ ho ahy,Tendrombohitra fandosirako sy Mpanafaka ahy,+Ampingako+ sy Fialofako,+Ilay manao izay haneken’ny vahoaka ahy!+