Salamo 143:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ampianaro hanao ny sitraponao aho,+Fa ianao no Andriamanitro.+Tsara ny fanahinao,+Ka enga anie izy io hitarika ahy, ao amin’ny tanin’ny fahitsiana!+ Matio 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ho tonga anie ny fanjakanao!+ Hatao etỳ an-tany+ anie ny sitraponao,+ tahaka ny any an-danitra!
10 Ampianaro hanao ny sitraponao aho,+Fa ianao no Andriamanitro.+Tsara ny fanahinao,+Ka enga anie izy io hitarika ahy, ao amin’ny tanin’ny fahitsiana!+