Joba 27:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hihaino ny fitarainany ve Andriamanitra,Raha azom-pahoriana izy?+ Salamo 18:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Miantso vonjy ireny nefa tsy misy mpamonjy,+Eny, miantso an’i Jehovah ireny nefa tsy valiany.+ Ohabolana 1:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Koa hihomehy aho rehefa hanjo anareo ny loza,+ ary haneso aho rehefa ho avy izay hatahoranareo,+ Mika 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hiantso vonjy amin’i Jehovah izy ireo amin’izany fotoana izany, nefa tsy hamaly izy.+ Dia hanafina ny tavany amin’izy ireo izy amin’izay fotoana izay,+ noho ny ratsy nataon’izy ireo.+
4 Ary hiantso vonjy amin’i Jehovah izy ireo amin’izany fotoana izany, nefa tsy hamaly izy.+ Dia hanafina ny tavany amin’izy ireo izy amin’izay fotoana izay,+ noho ny ratsy nataon’izy ireo.+