FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 27:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 “‘Ny hany tsy azo amidy dia ny zavatra voatokana, izany hoe izay rehetra ananan’ny olona ka nohamasininy mandrakizay*+ ho an’i Jehovah, na olona izany na biby na tany lova. Tsy misy azo avotana+ ny zavatra voatokana fa zavatra masina indrindra eo anatrehan’i Jehovah.

  • Levitikosy 27:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Tsy misy azo avotana koa ny olona voatokana, izany hoe izay olona efa natokana haringana.+ Tsy maintsy vonoina ho faty izy.+

  • 1 Samoela 15:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tatỳ aoriana, dia naniraka anao i Jehovah ka nilaza hoe: ‘Mandehana, atokàny haringana ireo mpanota,+ dia ny Amalekita. Ary miadia aminy mandra-pandringanao azy tanteraka.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara