1 Samoela 15:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa mandehana, ka asio i Amaleka+ ary aringano+ tanteraka izy mbamin’izay rehetra azy. Aza mangoraka azy fa vonoy ho faty+ izy ireo, na lehilahy na vehivavy, na ankizikely na zaza minono,+ na omby na ondry, na rameva na ampondra.’”+
3 Koa mandehana, ka asio i Amaleka+ ary aringano+ tanteraka izy mbamin’izay rehetra azy. Aza mangoraka azy fa vonoy ho faty+ izy ireo, na lehilahy na vehivavy, na ankizikely na zaza minono,+ na omby na ondry, na rameva na ampondra.’”+