FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 30:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Anamboary menaka masina fanosorana ireo, dia menaka mifangaro toy ny ataon’ny mpanamboatra menaka fanosorana.+ Ho menaka masina fanosorana izany.+

  • 1 Mpanjaka 1:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Ary nalain’i Zadoka mpisorona avy tao amin’ny tranolay+ ny tandroka misy menaka,+ ka nohosorany+ ho mpanjaka i Solomona. Dia notsofina ny anjombona, ary indray niredona ny olona rehetra hoe: “Ho ela velona anie i Solomona Mpanjaka!”+

  • Salamo 133:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Toy ny menaka tsara eo amin’ny loha+ izany,

      Ka mikoriana midina eo amin’ny volombava,

      Dia ny volombavan’i Arona,+

      Ary mikoriana midina hatreny amin’ny vozon’akanjony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara