Eksodosy 29:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary alaivo ny menaka masina fanosorana,+ ka araraho amin’ny lohany, dia hosory ho mpisoronabe izy.+ Eksodosy 30:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Anamboary menaka masina fanosorana ireo, dia menaka mifangaro toy ny ataon’ny mpanamboatra menaka fanosorana.+ Ho menaka masina fanosorana izany.+ Levitikosy 21:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “‘Ny mpisoronabe eo anivon’ny rahalahiny dia tsy hamela ny volony hisavoritaka,+ sady tsy handrovitra ny akanjony.+ Efa nandrarahana menaka masina fanosorana mantsy ny lohany,+ ary efa nomena fahefana* hanao ny akanjon’ny mpisoronabe+ izy. Salamo 141:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha mamely ahy ny olo-marina, dia raisiko ho hatsaram-panahy feno fitiavana izany.+Ary raha mananatra ahy izy, dia toy ny menaka ahosotra amin’ny loha izany+Ka tsy holavin’ny lohako.+Fa hivavaka ho azy mihitsy aza aho raha misy loza manjo azy.+ Ohabolana 27:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ny menaka sy ny emboka manitra+ no mahafaly ny fo, ary toy izany koa ny namana mahafinaritra izay manome torohevitra amim-pahatsorana.+
7 Ary alaivo ny menaka masina fanosorana,+ ka araraho amin’ny lohany, dia hosory ho mpisoronabe izy.+
25 Anamboary menaka masina fanosorana ireo, dia menaka mifangaro toy ny ataon’ny mpanamboatra menaka fanosorana.+ Ho menaka masina fanosorana izany.+
10 “‘Ny mpisoronabe eo anivon’ny rahalahiny dia tsy hamela ny volony hisavoritaka,+ sady tsy handrovitra ny akanjony.+ Efa nandrarahana menaka masina fanosorana mantsy ny lohany,+ ary efa nomena fahefana* hanao ny akanjon’ny mpisoronabe+ izy.
5 Raha mamely ahy ny olo-marina, dia raisiko ho hatsaram-panahy feno fitiavana izany.+Ary raha mananatra ahy izy, dia toy ny menaka ahosotra amin’ny loha izany+Ka tsy holavin’ny lohako.+Fa hivavaka ho azy mihitsy aza aho raha misy loza manjo azy.+
9 Ny menaka sy ny emboka manitra+ no mahafaly ny fo, ary toy izany koa ny namana mahafinaritra izay manome torohevitra amim-pahatsorana.+