Salamo 141:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Raha mamely ahy ny olo-marina, dia raisiko ho fanehoana fitiavana sy tsy fivadihana izany;+Raha mananatra ahy izy, dia ho toy ny menaka ahosotra amin’ny lohako izany+Ka tsy holavin’ny lohako mihitsy.+ Mbola hivavaka ho azy foana aho na dia misy loza manjo azy aza. Salamo Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 141:5 lff lesona 57; w15 15/4 31 Salamo Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 141:5 Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, lesona 57 Ny Tilikambo Fiambenana,15/4/2015, p. 31
5 Raha mamely ahy ny olo-marina, dia raisiko ho fanehoana fitiavana sy tsy fivadihana izany;+Raha mananatra ahy izy, dia ho toy ny menaka ahosotra amin’ny lohako izany+Ka tsy holavin’ny lohako mihitsy.+ Mbola hivavaka ho azy foana aho na dia misy loza manjo azy aza.