Ohabolana 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa jiro ny didy,+Hazavana ny lalàna,+Ary lalana mankany amin’ny fiainana ny anatra sy ny fanitsiana.+ Jakoba 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Misy marary ve aminareo? Aoka izy hiantso ny anti-panahin’ny+ fiangonana. Dia aoka ry zareo hivavaka ho azy sy hanosotra menaka azy+ amin’ny anaran’i Jehovah.*
23 Fa jiro ny didy,+Hazavana ny lalàna,+Ary lalana mankany amin’ny fiainana ny anatra sy ny fanitsiana.+
14 Misy marary ve aminareo? Aoka izy hiantso ny anti-panahin’ny+ fiangonana. Dia aoka ry zareo hivavaka ho azy sy hanosotra menaka azy+ amin’ny anaran’i Jehovah.*