Joba 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mason’olombelona angaha ny masonao,+Sa tahaka ny an’ny olombelona mety maty ny fomba fijerinao?+ Isaia 55:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Fa ny fihevitrareo tsy mba fihevitro,+ ary ny lalako tsy mba lalanareo”,+ hoy i Jehovah.