Salamo 40:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Maro ny zavatra nataonao,+Jehovah Andriamanitro ô, eny, maro ny asanao mahatalanjona sy ny fikasanao momba anay.+Tsy misy azo ampitahaina aminao.+Raha te hilaza sy hiresaka momba izany aho,Dia maro loatra ireny ka tsy ho voatanisako.+ Mpitoriteny 7:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Tsy takatry ny saina sady lalina dia lalina ny zava-mitranga rehetra. Iza no mahafantatra izany?+ Romanina 11:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Fa “iza no nanjary nahafantatra ny sain’i Jehovah,+ ary iza no lasa mpanoro hevitra azy?”+
5 Maro ny zavatra nataonao,+Jehovah Andriamanitro ô, eny, maro ny asanao mahatalanjona sy ny fikasanao momba anay.+Tsy misy azo ampitahaina aminao.+Raha te hilaza sy hiresaka momba izany aho,Dia maro loatra ireny ka tsy ho voatanisako.+