Salamo 89:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa iza any an-danitra no afaka mifampitaha amin’i Jehovah?+Iza amin’ireo zanak’Andriamanitra no mitovy amin’i Jehovah?+ Isaia 55:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Fa ny fihevitrareo tsy mba fihevitro,+ ary ny lalako tsy mba lalanareo”,+ hoy i Jehovah.
6 Fa iza any an-danitra no afaka mifampitaha amin’i Jehovah?+Iza amin’ireo zanak’Andriamanitra no mitovy amin’i Jehovah?+