FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 16:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hoy anefa i Jehovah tamin’i Samoela: “Aza mijery ny bika aman’endriny sy ny haavon’ny tsanganany,+ fa efa nolaviko izy. Fa tsy toy ny fijerin’ny olona ny fijerin’Andriamanitra,+ satria ny olona mijery izay hitan’ny maso,+ fa i Jehovah kosa mijery ny fo.”+

  • 2 Tantara 6:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 dia enga anie ianao hihaino any an-danitra fonenanao,+ ary mamelà heloka+ ka valio araka ny lalany avy ny tsirairay,+ satria ianao mahalala ny ao am-pony,+ fa ianao irery ihany no mahalala tsara ny ao am-pon’ny zanak’olombelona,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara