1 Samoela 17:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Koa hoy ilay Filistinina tamin’i Davida: “Izaho angaha alika+ no hatonin’ialahy amin’ny tehina?” Dia niantso ny anaran’ireo andriamaniny izy mba hanozonana an’i Davida.+ 1 Samoela 24:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Nivoaka hitady an’iza ny mpanjakan’ny Israely? Iza no enjehinao? Amboa maty ve?+ Sa parasy iray?+ 2 Samoela 16:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Farany dia hoy i Abisay zanak’i Zeroia+ tamin’ny mpanjaka: “Nahoana io alika maty+ io no avela hanozona ny mpanjaka tompoko?+ Mba avelao aho hankeny hanapaka ny lohany.”+
43 Koa hoy ilay Filistinina tamin’i Davida: “Izaho angaha alika+ no hatonin’ialahy amin’ny tehina?” Dia niantso ny anaran’ireo andriamaniny izy mba hanozonana an’i Davida.+
9 Farany dia hoy i Abisay zanak’i Zeroia+ tamin’ny mpanjaka: “Nahoana io alika maty+ io no avela hanozona ny mpanjaka tompoko?+ Mba avelao aho hankeny hanapaka ny lohany.”+