Josoa 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary hoy ny Israelita tamin’ny Hivita:+ “Sao etỳ amin’ny manodidina anay ihany ianareo no mipetraka, ka ahoana no hanaovanay fifanekena aminareo?”+ Josoa 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy nisy tanàna nanaiky hihavana tamin’ny zanak’Israely, afa-tsy ny Hivita+ nonina tao Gibeona,+ fa ny hafa rehetra kosa azony tamin’ny ady.+
7 Ary hoy ny Israelita tamin’ny Hivita:+ “Sao etỳ amin’ny manodidina anay ihany ianareo no mipetraka, ka ahoana no hanaovanay fifanekena aminareo?”+
19 Tsy nisy tanàna nanaiky hihavana tamin’ny zanak’Israely, afa-tsy ny Hivita+ nonina tao Gibeona,+ fa ny hafa rehetra kosa azony tamin’ny ady.+