Rota 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa niondrika i Rota ka niankohoka tamin’ny tany,+ ary niteny taminy hoe: “Ahoana no mba nahazoako sitraka teo imasonao, ka niahinao ahy, nefa aho hafa firenena?”+ 2 Samoela 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia niankohoka i Mefiboseta, ka nanao hoe: “Zinona moa ny mpanomponao izay toy ny amboa maty+ no mba jerenao?”
10 Koa niondrika i Rota ka niankohoka tamin’ny tany,+ ary niteny taminy hoe: “Ahoana no mba nahazoako sitraka teo imasonao, ka niahinao ahy, nefa aho hafa firenena?”+
8 Dia niankohoka i Mefiboseta, ka nanao hoe: “Zinona moa ny mpanomponao izay toy ny amboa maty+ no mba jerenao?”