FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 16:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Dia naka izany avy hatrany i Arona, araka ny tenin’i Mosesy, ka nihazakazaka nankeny amin’ny fiangonana. Ary efa nanomboka namely ny vahoaka ny loza. Koa nasiany emboka manitra teo amin’ny fitondrana afo. Dia nandrakotra ny fahotan’ny vahoaka izy.

  • Nomery 25:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary nanaraka an’ilay lehilahy israelita nankao an-tranolay izy. Koa nataony indray nandefona ilay lehilahy israelita sy ilay vehivavy, ka gorobaka hatrany amin’ny taovam-pananahan-dravehivavy. Dia nitsahatra ny loza nanjo ny zanak’Israely.+

  • 2 Samoela 24:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa nandefa areti-mandringana+ teo amin’ny Israely i Jehovah hatramin’ny maraina ka hatramin’ny fotoana voatondro, ka fito alina no maty+ hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara