2 Samoela 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 dia tsoriko aminareo fa rehefa nisy olona nihevi-tena ho mpitondra vaovao tsara tamin’izy nilaza tamiko+ hoe: ‘Maty i Saoly’, dia tsy mba nomeko ny valisoa fanome ny iraka izy, fa nosamboriko sy novonoiko ho faty+ kosa tany Ziklaga. 1 Mpanjaka 2:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Avy hatrany i Solomona Mpanjaka dia nanome baiko tamin’ny alalan’i Benaia+ zanak’i Joiada. Ary namely azy izy ka maty i Adonia.+
10 dia tsoriko aminareo fa rehefa nisy olona nihevi-tena ho mpitondra vaovao tsara tamin’izy nilaza tamiko+ hoe: ‘Maty i Saoly’, dia tsy mba nomeko ny valisoa fanome ny iraka izy, fa nosamboriko sy novonoiko ho faty+ kosa tany Ziklaga.
25 Avy hatrany i Solomona Mpanjaka dia nanome baiko tamin’ny alalan’i Benaia+ zanak’i Joiada. Ary namely azy izy ka maty i Adonia.+