Deoteronomia 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy nanampy anareo+ mantsy izy ireo ka tsy nanome anareo mofo sy rano teny an-dalana, fony ianareo nivoaka avy tany Ejipta.+ Ary nokaramainy hanozona anareo i Balama+ zanak’i Beora, avy any Petora, any Mezopotamia. Deoteronomia 23:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa aza mitady izay hahasoa an’ireny na izay hiadanany, mandritra ny androm-piainanao, hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+
4 Tsy nanampy anareo+ mantsy izy ireo ka tsy nanome anareo mofo sy rano teny an-dalana, fony ianareo nivoaka avy tany Ejipta.+ Ary nokaramainy hanozona anareo i Balama+ zanak’i Beora, avy any Petora, any Mezopotamia.
6 Koa aza mitady izay hahasoa an’ireny na izay hiadanany, mandritra ny androm-piainanao, hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+