FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 18:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Nalain’i Davida koa ny ampinga+ volamena boribory teny amin’ireo mpanompon’i Hadadezera, ka nentiny tany Jerosalema.+

  • Lioka 11:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa raha tonga hanafika azy kosa ny mahery noho+ izy ka mandresy azy,+ dia ho lasan’io daholo ny fitaovam-piadiana rehetra nitokisany, ka hozarazarainy izay zavatra azony tao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara