FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 22:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hoy koa izy tamin’izy ireo: “Modia any amin’ny tranolainareo avy, miaraka amin’ny harem-be sy biby fiompy maro be, ary koa volafotsy sy volamena sy varahina sy vy ary fitafiana be dia be.+ Alaivo ny zavatra nobaboina+ avy tamin’ny fahavalonareo, ka zarao ho anareo sy ny rahalahinareo.”

  • 1 Samoela 30:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Koa nalain’i Davida daholo ny ondry sy ny omby, ka noroahin’ny olony teo alohan’ireo biby fiompiny. Ary hoy izy ireo: “Itony ny zavatra nobaboin’i Davida.”+

  • 2 Samoela 3:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary tafaverina avy nanafika ry Joaba sy ny mpanompon’i Davida, ka be dia be ny zavatra voababo+ nentin’izy ireo. Tsy teo amin’i Davida tao Hebrona intsony i Abnera tamin’izay, satria efa nalefany soa aman-tsara.

  • 2 Samoela 8:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Nohamasinin’i Davida Mpanjaka ho an’i Jehovah koa ireny, toy ny nanamasinany ny volafotsy sy ny volamena avy tamin’ny firenena rehetra resiny,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara