Ohabolana 11:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hahazo fiainana ny olona mifikitra amin’ny fahamarinana,+ fa ho faty kosa izay tsy mieritreritra afa-tsy ny hanao ratsy.+ 2 Petera 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy manan-tsaina afa-tsy ny hanitsakitsa-bady+ izy ireo* sady tsy mety mitsahatra manota.+ Taominy koa ny olona* tsy miorina tsara. Manana fo efa nozarina hitsiriritra+ izy ireo, sady zanaka efa voaozona.+
19 Hahazo fiainana ny olona mifikitra amin’ny fahamarinana,+ fa ho faty kosa izay tsy mieritreritra afa-tsy ny hanao ratsy.+
14 Tsy manan-tsaina afa-tsy ny hanitsakitsa-bady+ izy ireo* sady tsy mety mitsahatra manota.+ Taominy koa ny olona* tsy miorina tsara. Manana fo efa nozarina hitsiriritra+ izy ireo, sady zanaka efa voaozona.+