Ohabolana 7:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 mandra-pitsatoky ny zana-tsipìka eo amin’ny atiny.+ Ary toy ny vorona misosososo mankao anaty fandrika izy,+ nefa tsy fantany fa haningotra ny ainy* izany.+ Ohabolana 8:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Fa izay tsy manana ahy kosa manao tsinontsinona ny ainy,+ ary izay rehetra te ho faty no mankahala mafy ahy.”+ Romanina 6:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa fahafatesana no tambin’ny ota,+ ary fiainana mandrakizay+ amin’ny alalan’i Kristy Jesosy Tompontsika+ kosa no fanomezana+ omen’Andriamanitra.
23 mandra-pitsatoky ny zana-tsipìka eo amin’ny atiny.+ Ary toy ny vorona misosososo mankao anaty fandrika izy,+ nefa tsy fantany fa haningotra ny ainy* izany.+
36 Fa izay tsy manana ahy kosa manao tsinontsinona ny ainy,+ ary izay rehetra te ho faty no mankahala mafy ahy.”+
23 Fa fahafatesana no tambin’ny ota,+ ary fiainana mandrakizay+ amin’ny alalan’i Kristy Jesosy Tompontsika+ kosa no fanomezana+ omen’Andriamanitra.