16 Nahazo famindram-po+ anefa aho mba ho amin’ny alalako, izay lohany amin’ny mpanota, no hanehoan’i Kristy Jesosy ny fahari-pony rehetra, ka hahatonga ahy ho santionan’ny olona izay hino+ azy mba hahazoana fiainana mandrakizay.+
21 dia mitoera ao amin’ny fitiavan’Andriamanitra,+ eo am-piandrasanareo ny famindram-pon’i+ Jesosy Kristy Tompontsika, sady mitsinjo ny fiainana mandrakizay.+