2 Samoela 12:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nitalaho tamin’Andriamanitra i Davida noho ny amin’ilay zaza, ka nifady hanina tanteraka.+ Dia niditra tao an-tranony izy ka nandry teo amin’ny tany nandritra ny alina.+
16 Ary nitalaho tamin’Andriamanitra i Davida noho ny amin’ilay zaza, ka nifady hanina tanteraka.+ Dia niditra tao an-tranony izy ka nandry teo amin’ny tany nandritra ny alina.+