FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary naniraka ny mpanompony+ ho any amin’i Solomona i Hirama,+ mpanjakan’i Tyro,+ satria henony fa i Solomona no voahosotra ho mpanjaka handimby an-drainy. Efa hatramin’izay mantsy i Hirama no tia an’i Davida.+

  • 1 Mpanjaka 5:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Raha vao ren’i Hirama+ ny tenin’i Solomona, dia faly be izy ka nanao hoe: “Isaorana+ i Jehovah ankehitriny, satria nanome zanaka hendry+ ho an’i Davida izy mba hitondra an’izany vahoaka maro be izany!”+

  • 2 Tantara 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary nandefa iraka tany amin’i Hirama+ mpanjakan’i Tyro i Solomona, ka nanao hoe: “Efa nifampiraharaha tamin’i Davida+ raiko ianao, ka nandefa hazo sedera hanorenany trano hipetrahana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara