-
2 Mpanjaka 5:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 I Jehovah anie hamela ny heloky ny mpanomponao rehefa miditra ao an-tranon’i Rimona+ ny tompoko mba hiankohoka ao, ka mitehina+ amin’ny tanako, ary voatery miankohoka+ ao an-tranon’i Rimona koa aho! Eny, i Jehovah anie hamela ny heloky ny mpanomponao rehefa miankohoka ao an-tranon’i Rimona aho!”+
-