6 ka niverina tany Jezirela+ mba hotsaboina noho ny ratra natao taminy tany Rama,+ tamin’izy niady tamin’i Hazaela mpanjakan’i Syria.
Ary nidina tany Jezirela i Azaria+ zanak’i Jorama+ mpanjakan’ny Joda mba hamangy an’i Jorama+ zanak’i Ahaba, noho izy narary.+