FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 8:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Koa niverina tany Jezirela+ i Jorama+ Mpanjaka, mba hotsaboina noho ny ratra nataon’ny Syrianina taminy tany Rama, tamin’izy niady tamin’i Hazaela mpanjakan’i Syria. Ary nidina tany Jezirela i Ahazia+ zanak’i Jorama mpanjakan’ny Joda mba hamangy an’i Jorama zanak’i Ahaba, noho izy narary.

  • 2 Tantara 22:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Avy tamin’Andriamanitra+ anefa ny loza+ nanjo an’i Ahazia, noho izy nankany amin’i Jorama. Rehefa tonga tany izy, dia niara-nivoaka+ tamin’i Jorama mba hankeny amin’i Jeho+ zafikelin’i Nimsy+ izay nohosoran’i Jehovah+ mba handringana ny ankohonan’i Ahaba.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara