FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 55:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Aoka ny ratsy fanahy hahafoy ny lalany,+ ary ny mpanisy ratsy olona hahafoy ny heviny.+ Aoka izy hiverina amin’i Jehovah, izay hamindra fo aminy.+ Ary aoka izy hiverina amin’Andriamanitsika, fa tena mamela heloka tanteraka izy.+

  • Jeremia 18:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “Koa mba lazao amin’ny olon’i Joda sy ny mponin’i Jerosalema hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Mikasa hahatonga loza aminareo aho ary mieritreritra ny hanasazy anareo.+ Koa samia re miala amin’ny lalan-dratsinareo ianareo e, ka ahitsio ny lalanareo sy ny fanaonareo.”’”+

  • Jeremia 25:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary nirahin’i Jehovah tany aminareo ny mpaminany mpanompony rehetra. Nifoha maraina izy ka naniraka an’ireny, nefa tsy nihaino ianareo+ na nanongilan-tsofina.+

  • Ezekiela 18:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Esory aminareo ny fahadisoana rehetra vitanareo,+ ka ataovy izay hananana fo vaovao+ sy toe-tsaina vaovao.+ Fa nahoana ianareo no ho faty,+ ry taranak’Israely ô?’

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara