FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 29:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary nalahatr’i Hezekia tao an-tranon’i Jehovah ny Levita+ nitondra kipantsona+ sy lokanga+ ary harpa,+ araka ny nandidian’i Davida,+ sy Natana+ mpaminany, ary Gada+ mpahita fahitana ho an’ny mpanjaka. Fa i Jehovah no nanome izany didy izany tamin’ny alalan’ny mpaminaniny.+

  • Ezra 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Rehefa nandatsaka ny fototry+ ny tempolin’i Jehovah ireo mpanorina, dia nitsangana ireo mpisorona nanao akanjo fisoronana+ izay nitondra trompetra,+ sy ireo Levita taranak’i Asafa+ nitondra kipantsona,+ ka nidera an’i Jehovah araka ny toromarik’i+ Davida mpanjakan’ny Israely.

  • Nehemia 12:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Rehefa hotokanana+ ny mandan’i Jerosalema, dia nampanantsoina tany amin’izay rehetra nisy azy ny Levita, ary nasaina nankany Jerosalema mba hanao ny fitokanana sy hifaly, ka hisaotra+ sy hihira+ miaraka amin’ny kipantsona sy lokanga+ ary harpa.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara