1 Tantara 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ny efatra arivo ho mpiandry vavahady,+ ary ny efatra arivo ho mpidera+ an’i Jehovah amin’ny zavamaneno+ izay nolazain’i Davida hoe: “Nataoko hiderana Azy ireto.”
5 ny efatra arivo ho mpiandry vavahady,+ ary ny efatra arivo ho mpidera+ an’i Jehovah amin’ny zavamaneno+ izay nolazain’i Davida hoe: “Nataoko hiderana Azy ireto.”