FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 30:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nomba ny Joda koa ny tanan’Andriamanitra, ka nahatonga azy ireo hiray fo+ hanatanteraka ny didin’ny+ mpanjaka sy ny andriana, momba ny fanompoana an’i Jehovah.+

  • Salamo 10:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Handre ny fitalahoan’ny mpandefitra ianao+ Jehovah ô,

      Ary hampiomana ny fony.+

      Hanongilan-tsofina hihaino ianao,+

  • Salamo 136:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Dia ilay Mpanao zava-mahagaga sy zava-mahatalanjona:+

      Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara