Deoteronomia 4:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Efa nampianariko fitsipika+ sy didim-pitsarana+ ianareo, araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitro ahy, mba harahinareo any amin’ilay tany halehanareo sy halainareo ho fanananareo. Mpitoriteny 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hoy aho: “Ankatoavy ny didin’ny mpanjaka,+ noho ny fianianana natao tamin’Andriamanitra.+ 1 Tesalonianina 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa fantatrareo ny didy+ nomenay anareo avy tamin’i Jesosy Tompo.
5 Efa nampianariko fitsipika+ sy didim-pitsarana+ ianareo, araka izay nandidian’i Jehovah Andriamanitro ahy, mba harahinareo any amin’ilay tany halehanareo sy halainareo ho fanananareo.